Dikan'ny teny : mahakitoina
Hampiditra dikany hafa
(kitoina, kitokitoina) mt.p.: Enti-milaza toejavatra na olona mahatonga ho kitoina: Ny tsy nahazoany ilay vola no nahakitoina azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha