Dikan'ny teny : mahafaly

Hampiditra dikany hafa
1. a: Anaram-poko kely monina amin'ny tany be sokay sy fasika, anelanelan' ny ony Onilahy sy Menarandra, amin'ny faritra atsimo andrefan'ny Nosy, fantatra indrindra amin'ireo fasany voaravaky ny aloalo (jer. io teny io), tanĂ n-dehibe: Betioky, Ampanihy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (faly) Mahatonga ho faly, tsara: Vaovao mahafaly. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0985