Dikan'ny teny : madio

Hampiditra dikany hafa
(dio) pi: Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo. ? Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano. ~ Tsy ntisy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany. / Amin'ny fo madio no ilazako izany aminao. • Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy,raharahako izay lazainao. • h,i.: Foana, lany daholo, mafafa: Nataon'ny tontakely nadio ny tranony. ¶ M. h.: Tsisy pentina, azo itarafana, mangasohaso, mangarangarana, mangarahara, mangalahala, manganohano, mangatsakatsaka, mangatsohatso, manjopiaka, mangoratsaka, tsy misy loto, tsy misy fahofaho, tsy misy romoromo, tsy misy raorao, tsy a• rahin-katina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071