Dikan'ny teny : mànirikiry
Hampiditra dikany hafa
1.
(kirikiry) mt, p, (manirikiriza): Minia mandà ny hevitr'olona iresahana mba hanorisorena azy: Tsy ta handray an-dRangahy io aho fa tsy manao afa-tsy ny manirikiry ahy izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Manirikiry na Manakirikiry (kiry) mt. p, (manakirikiriza): Mahatonga ho kirina, manorisory.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha