Dikan'ny teny : lokaloka
Hampiditra dikany hafa
1.
(Tsm) a.: Vatan-kazo noloahana toy ny lakana atao fanomezan-tsakafo ny biby. ¶ M. h.: Tavin-dolana, kilàny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Voadivoady, toky mafana. i t. L f : Milokaloka, filokaloka, mpilokaloka I ilokalokana, filokalokana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha