Dikan'ny teny : lofo
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Fiezahana, fikelezana aina hanatanteraka izay atao. i tif: Lofoina 1 milofo, filofo, mpilofo 1 ilofosana, filofosana / mahalofo / lofolofo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(Ski) a: Familiana ny botry hitodika any amin'ny iavian'ny rivotra, indrindra raha handatsaka ny vatofantsika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
a.: Omby novonoina taloha raha misy maty mba ho fanomezam-boninahitra ilay nodimandry• 1 ti.f: Lofosana, alofo 1 milofo, filofo, mpilofo 1 ilofosana, filofosana 1 mahalofo / lofolofo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha