Dikan'ny teny : loarana

Hampiditra dikany hafa
(loatra) mt.ih. (loaro): Avoaka (avy ao anaty zavatra lalina aty): Loary ny vary. / Folo sobika ny tany noloarana tao anatin'io lava-ka io. ~ ho.: Noloarany ny hatezerana tao am-pony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078