Dikan'ny teny : litatra
Hampiditra dikany hafa
(fr. litre) a.: Venty fototra ampiasaina raha mamatra ranon-javatra, mitovy hatiana amin'ny iray desimetatra toratelo (1 dm3): Divay telo litatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha