Dikan'ny teny : lesona
Hampiditra dikany hafa
(angl. tesson) a.: (tr.) Boky, fianarana mamaky. • Zavatra ianaran'ny mpianatra: Ny tantaran'ny foko sakalava no lesonay androany. / Mianatra lesona / Tsy mahay lesona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha