Dikan'ny teny : lembenana

Hampiditra dikany hafa
Fiteny miaraka a• min'ny hoe Manaiky: Manaiky lembenana: manaiky no-ho ny tahotra, na henatra, manaikinaiky foana. ¶ M.h.: Manaiky lempona, manaraka ambokony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067