Dikan'ny teny : latsapaheniny

Hampiditra dikany hafa
a: Anaram-bola ambanin'ny voamena ka ny heviny dia hoe: voamena latsaka ny ampaheninY (ampahenin'ny voamena), na 0,166 Fr. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067