Dikan'ny teny : latsakemboka

Hampiditra dikany hafa
Vola aloa indray mandeha na miverimberina, ohatra isam-bolana na isan-taona, amina fikambanana na fivondronan'olona maromaro mba ho fampandehanana ny fikambanana na ho fanatrarana tanjona iray Ahitsio
(11/05/2017 06:06 - Nampidirin'i rlamijoe)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0087