Dikan'ny teny : lasibatra

Hampiditra dikany hafa
(fr. la cible) a: Teboka eo afovoan'ny baoritra iray izay kendrena anaovana fanazaran-tena. amin'ny fitifirana. ~ ho.: Olonakendrena asiana foana: Ataon'ny olona lasibatra foana io Rangahy io. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068