Dikan'ny teny : lanjaina
Hampiditra dikany hafa
(lanja) mt ih. (lanjao): Jerena amin'ny alalan' ny vato-mizanany havesany: Lanjaina ny akoho aty aminay rehefa amidy. ~ Entina ambony soroka, antsorohina: Holanjaiko Rangahy fa omeo vola aho. ? Entina amin'ny filanjana: Tsy zakanay lanjaina io Ramatoa io fa botrefona izaitsizy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha