Dikan'ny teny : langoroana
Hampiditra dikany hafa
na Langorony a.: Amponga velesina amin'ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin'ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin'ny faritany atsimo).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha