Dikan'ny teny : langa
Hampiditra dikany hafa
1.
Jer. Katanga.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Langalanga a: Fisandratana ambony. i tif: Alangalanga, tafalangalanga / milanga, filanga, mpilanga / ilangalangana, filangalangana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
p.t: Fatra-panao fihetsika mipelipelika sady tsy maotona, jefy, jefitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha