Dikan'ny teny : landihazo

Hampiditra dikany hafa
na Hasy a.: Anarankazo ary anaran'ny voan'io hazo io koa. Ny landihazo dia hazo madinidinika (Gossypium barbadense); ny fonon'ny voany,rehefa matoy, dia mivaky telo na dimy eo amin' ny vitrany ary dia misy vohavoha mibofaka avy eo, izay azo veraveraina sy sintonina ho kofehy tenomina ho lamba, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071