Dikan'ny teny : lamisy
Hampiditra dikany hafa
(fr. la mèche) a.: Fia sana fandoahana hazo na vato: Ny lamisy dia misy vatany azo ahodin-tanana, ka rehefa ahodina io, misy uy kely maranitra, atao hoe zanadamisy, mihamilentika hatrany mandoaka ny hazo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha