Dikan'ny teny : lakanina

Hampiditra dikany hafa
(lakana) mt. ih. (lakano): Akana na ampiasana lakana. * Ohab.: Maizina ny andro azo tsilovina, lalina ny rano azo lakanina; fa ny ratsy ce tao tsy mba azon-kevitra Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066