Dikan'ny teny : laingoana

Hampiditra dikany hafa
na Laingoina (laingo) mt.ih. (laingoy): Entimilaza ny nify asiana na petahana ny ravin'ny laingo notsakotsakoina: Nolaingoiny ny nifiny fa efa ela hono no tsy namotsiany azy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067