Dikan'ny teny : lahiaivo

Hampiditra dikany hafa
a.: Ny zanakalahy faharoa amin'ny lahy, na ny zanakalahy rehetra eo anelanelan'ny voalohany sy ny farany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1294