Dikan'ny teny : labasy
Hampiditra dikany hafa
(fr. la bâche) a.: Lamba bakatraka, matevim-be, anaronana fiara na sambo, fa matetika koa ampiasaina hanaovana karazan-trano lay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha