Dikan'ny teny : kotsovato
Hampiditra dikany hafa
(Ski) a.: Karazana kotso saingy matromatroka manopy manja ny volony a ry kelikely ny lavany: izany no nanaovana azy hoe "vato" (tsy mitombo);halavany 22 sm (Paretroplus kieneri).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha