Dikan'ny teny : kotsabaina

Hampiditra dikany hafa
1. (kotsaba) mt. ih. (kotsabao): Enti-milaza ny rano itsapahan'ny tongotra ka mamoaka feo manokana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (kotsaba) mt. ih. (kotsabao): Enti-milaza ny rano voakoban'ny tongotra: Nokotsabain'ny ankizy ny rano ha aiza no hisy trondro hihinana eo? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0307