Dikan'ny teny : kotrika

Hampiditra dikany hafa
a: Fambomban'ny vorona ny atodiny mba hafana ka hahafoy azy. - t.i.f.: Kotrehina, akotrika, voakotrika, tafakotrika / manakotrika, fanakotrika, mpanakotrika 1 anakotrehana, fanakotrehana 1 mikotrika, fikotrika, mpikotrika 1 ikotrehana, fikotrehana 1 mahakotrika 1 kotrikotrika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068