Dikan'ny teny : kosa

Hampiditra dikany hafa
p. mt.: Teny kely entina: 1) Manavaka: Ny androngo mandeha tongotra efatra, ny bibilava kosa mikisaka 2) Milaza hoe: i°etsy an-daniny": Ny ato mpianatra sary, ny atsy kosa mpianatra mozika 3) Mampifanohitra zavatra na asa roa: Ny fahaualo mitady hanimba anao, fa ny sakaiza kosa mitady hanasoa (tsy fiteny ny hoe: fa kosa ny sakaiza...). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1187