Dikan'ny teny : korontanina

Hampiditra dikany hafa
(korontana) mt ih. (korontano): Asiana korontana; tabatabaina: Nokorontanin'i Soa ny bokiko. / Aza korontaninao ny saiko. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068