Dikan'ny teny : koroina

Hampiditra dikany hafa
na Koroana (koro) mt. ih. (koroy): Borina sofina: Nokoroin'ny olona ny sofin'ilay ondry anila fa nihinana ny ketsany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066