Dikan'ny teny : korefa

Hampiditra dikany hafa
a: Toetran'ny zavatra Gamba, akanjo, elatra...) mitaritarika na mirefarefa amin'ny tany, mila hikasika ny tany na mikasika mihitsy az a. i tif: Korefaina, akorefa, voakorefa f manakorefa, fa- nakorefa, mpanakorefa I anakorefana, fanakorefana 1 mikorefa, fikorefa, mpikorefa I ikorefana, fikorefana I mahakorefa / korefarefa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0083