Dikan'ny teny : kopiazina

Hampiditra dikany hafa
(kopia) mt.ih. (kopiazo): Adika na alain-tahaka mitovy tsara amin'ny taratasy hafa: Kopiazo ireo teny ao amin'ny fonon'ny bokinareo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1457