Dikan'ny teny : kopia
Hampiditra dikany hafa
(fr., copie) a.: Dikan-javatra mitovy vita amin'ny taratasy hafa; dika soratra. t.i.f : Kopiazina, voakopia / mikopia, fikopia, mpikopia 1 ikopiazana, fikopiazana 1 mahakopia.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha