Dikan'ny teny : kopala

Hampiditra dikany hafa
a: Karazan-daka ka ny vohon-tongotra no entina mamely. - F-p.: Kopala manatn'ka: amin'io kopala io dia ny ranjon'ilay olona an-daniny na ny lohaliny na ny kibony, no asana amin'ny vohon-tongotra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0611