Dikan'ny teny : kononkononina
Hampiditra dikany hafa
(kononkonona) mt.ih. (kononkonony): Afinafenina any anaty akanjo, takontakonana: Nokononkononiny ilay mofo nomeko azy fa natahorany sao rom bahin 'ny namany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha