Dikan'ny teny : konesa
Hampiditra dikany hafa
a. sy p.t.: Fandeha na mpandeha midaidaika mirisarisa somary sempotsempotra; famindra miadana toa mivesatra entana noho ny fahalehibeazan'ny vatana sy ny hatavezana. - t.i.f : Akonesa / mikonesa, fikonesa, mpikonesa 1 ikonesana, fikonesana I mahakonesa 1 konesanesa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha