Dikan'ny teny : kompà

Hampiditra dikany hafa
(fr. compas) a.: Fitaovan'ny mpandrafitra sy ny mpianatra anaovana soritra boribory tonga lafatra; misy tongony roa ny kompà, ka ny iray, maranitra, mitsatoka eo amin'ny ivon'ny boribory tian-katao ary ny iray kosa azo ahodina manodidina ka mamaritra ilay boribory. - t.i.f.: Kompaina, voakompà 1 manakompà. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074