Dikan'ny teny : komandà

Hampiditra dikany hafa
(fr, commandant) a.: Am baratongam-p ahamboniana na gradin'ny manamboninahitra amin'ny tafika an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan'ny Kapiteny izay ambaniny sy ny Lietnà-Kolonely izay amboniny; mitovy fahamboniana amin'ny Capitaine de corvette amin' ny tafika an-dranomasina (jer, Grady). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0209