Dikan'ny teny : kohokoho
Hampiditra dikany hafa
a: Teny iantsoana ny akoho hanatona. - t.i.f.: Kohokohoina, voakohokoho f mikohokoho, fikohokoho, mpikohokoho / ikohokohoana, fikohokohoana / mahakohokoho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha