Dikan'ny teny : kodedena
Hampiditra dikany hafa
Kodedehina (kodedy, kodedika) mt. ih. (kodedeo, kodedeho): Tenenina miboredika: Tsy azoko ny teniny satria kodedehiny daholo ny teny lazainy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha