Dikan'ny teny : kobabaina

Hampiditra dikany hafa
(kobaka) mt. ih. (kobabao): Atao maimaika, , mehina, dodonana, rotorotoina: Aoka hilamina fa aza kobabaina ny raharaha Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0431