Dikan'ny teny : koahy
Hampiditra dikany hafa
Tenim-paritra avy any atsimo, entina hiantsoana ny lehilahy. Ohatra : akory koahy e! Raha vehivavy koa dia "Lie" Ahitsio
(30/12/2014 11:24 - Nampidirin'i Marietiane)
Hametraka hevitra
Midira aloha