Dikan'ny teny : kizaka

Hampiditra dikany hafa
a.: Fiteny amim-pahasiahana, na somary mandatsa sy maneso; famelivelezana, fandevilevena mafy, faniniana. i Kizahina, akizaka, voaldzaka, kinizaka / mikizaka, fikizaka, mpikizaka 1 ikizahana, fikizahana 1 mabakizaka / kizakizaka Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0703