Dikan'ny teny : kizahina

Hampiditra dikany hafa
(kizaka) mt. ih, (kixaho): Esoina, tsinina; tenenina mafy, levilevena: Aza kizahina toy izany mandauan-taona izy sao kivy amin' ny farany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1087