Dikan'ny teny : kivolavola
Hampiditra dikany hafa
a: Lalaon'ankizy ka ny tavilotra no mody ataony hoe vola. Fotaka volavolaina ho boribory, na zavatra hafa atao toy izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha