Dikan'ny teny : kivarohy
Hampiditra dikany hafa
(Ski) a: Garaba fitondrana vorona, vita amin' ny tsira-bolotsangana na tsira-pantàka, vahy, tsimbilaotra na satrana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha