Dikan'ny teny : kitotony

Hampiditra dikany hafa
a: (Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin'ny "tsy misy"). Tsy misy kitotony na tsisy kitotony: Tsy misy heviny, tsy misy antony, tsy misy izay maha-izy azy. • Tsy misy filaminany, tsisy firindrany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0878