Dikan'ny teny : kitoantoana
Hampiditra dikany hafa
a sady p.t.: Tsy fitoviana tantana eo amin'ny haavony na ny fandriny, tsy marin-tampons fa misy avo sy iva. - t.i.f: Mikitoantoana, fikitoantoana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha