Dikan'ny teny : kitapo

Hampiditra dikany hafa
a: Lamba na taratasy vita zaitra atao fitondran-javatra: Nisy vola iray kitapo hita tao an-tsenakely. - Fap.: Kitapo miara-peno: fiombonan-kevitra, firaisantetika hangalatra. ΒΆ M.h.: manao kitapo miara-peno, manao kopaka isasahana, manao parasy mitovy volo, manao talapetraky ny mpiaotra, manao akondro mifa nakon-dravina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2591