Dikan'ny teny : kiriolona
Hampiditra dikany hafa
(fr. créole) a: Vazaha fotsy hoditra tendra tany amin'ireo tany nozanahin'ny ray aman-dreniny fahizay. 1 Safitra zanaky ny Vazaha sy ny tompontany, mainty na zarazara h oditra
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha