Dikan'ny teny : kiranjay
Hampiditra dikany hafa
a.: Zavamaniry manipofona (ny kiranjay dia misy fofona tsy tian'ny aloy na ny moka ka ataon'ny olona eo an-doha fandriana tsy hanakaikezany azy).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha