Dikan'ny teny : kinosoka
Hampiditra dikany hafa
(kosoka) mtih. misy tsofoka in: Voakosoka, kosohina, dilorina: Nokinosokao savon y tsara ve it? pataloa it?. ? Voatorotoro: Paraky tsy kinosoka tsara ity.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha